• Psalms 84
    • 2  Endrey ny hatsaran’ ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon’ ny maro, ô!
    • 3 Manina sady vonton’ alahelo ny kianjan’ i Jehovah ny fanahiko; ny foko sy ny nofoko mihoby an’ Andriamanitra velona.
    • 4 Eny, ny tsikirity mahita trano, ary ny sidintsidina mahita akany ho azy hametrahany ny zanany. Dia ny alitaranao, Jehovah, Tompon’ ny maro ô, Mpanjakako sy Andriamanitro.
    • 5 Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy. [Sela.]
    • 6 Sambatra izay olona manan-kery avy aminao; ao am-pony ny lalana;
    • 7 Raha mandeha mamaky ny lohasaha Baka izy, Dia ataony misy loharano izany, ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy.
    • 8 Miampy hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan’ Andriamanitra any Ziona izy rehetra.
    • 9 Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, henoy ny fivavako; mandrenesa ry Andriamanitr’ i Jakoba ô. [Sela.]
    • 10 Andriamanitra, Ampinganay ô, tsinjovy ka jereo ny tavan’ ny voahosotrao.
    • 11 Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo; aleoko mipetraka eo amin’ ny tokonam-baravaran’ ny tranon’ Andriamanitra, toy izay mitoetra ao an-dain’ ny ratsy fanahy.
    • 12 Fa Masoandro sy Ampinga Jehovah Andriamanitra; fahasoavana sy voninahitra no homen’ i Jehovah; tsy hiaro zava-tsoa amin’ izay mandeha amin’ ny fahitsiana izy.
    • 13 Jehovah, Tompon’ ny maro ô, sambatra izay olona matoky Anao.

  • World English Bible (web)
  • Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)

    2021-01-31

    Malagasy (mg)

    La Bible Malagache
    Malagasy Bible (1865)
    La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.

    • Encoding: UTF-8
    • Direction: LTR
    • LCSH: Bible .Malagasy
    • Distribution Abbreviation: mg1865

    License

    Public Domain

    Source (OSIS)

    https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm

    history_1.0
    Initial version (2008.01.24)
    history_1.1.1
    Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
    history_1.1
    First full version, with notes and titles (2008.07.14)
    history_2.0
    (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
getBible.net Logo

Favourite Verse

You should select one of your favourite verses.

This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.

This is currently the active session key.

Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.

Psalms 84:

Sharing the Word of God with the world.
  • Share Text
    ...
  • Share Link