• Psalms 39
    • 2  Hoy izaho: hitandrina ny lalako aho ka tsy hanota amin’ ny lelako; hasiako fehim-bava ny vavako, raha mbola eo anatrehako ny ratsy fanahy.
    • 3 Nangina mihitsy aho, namihim-bava ka tsy nilaza na dia ny tsara aza, dia nihetsika mafy ny fanaintainan’ ny aretiko.
    • 4 Nafana ny foko tato anatiko; raha nieritreritra aho, dia nisy afo nirehitra, ka niteny tamin’ ny lelako aho.
    • 5 Jehovah ô, ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
    • 6 Indro efa nataonao vodivoam-pelatanana ny androko, ary ny fiainako toy ny tsinontsinona eo anatrehanao. Zava-poana ihany tokoa ny olon-drehetra, na dia matanjaka aza. [Sela.]
    • 7 Aloka tokoa no fandehandehan’ ny olona; zava-poana tokoa no itabatabàny; mihary harena izy nefa tsy fantany izay ho tompon’ izany.
    • 8 Ary ankehitriny, inona no andrasako Tompo ô? Hianao no antenaiko.
    • 9 Manafaha ahy amin’ ny fahadisoako rehetra; aza manao ahy ho fanakoran’ ny adala.
    • 10 Mangìna aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.
    • 11 Aoka hitsahatra ny fikapohanao ahy; reraka aho azon’ ny famelin’ ny tananao.
    • 12 Anatra noho ny fahadisoany no ananaranao ny olona, ka manimba ny hatsaran-tarehiny tahaka ny kalalao ianao; zava-poana tokoa ny olona rehetra. [Sela.]
    • 13 Mandrenesa ny fivavako Jehovah ô, ary mihainoa ny fitarainako; aza mangìna amin’ ny ranomasoko fa vahiny aminao aho sy mpivahiny tahaka ny razako rehetra.
    • 14 Aza atrehinao aho aloha, dia ho miramirana indray, dieny aho tsy mbola lasa ka tsy ho eto intsony.

  • World English Bible (web)
  • Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)

    2021-01-31

    Malagasy (mg)

    La Bible Malagache
    Malagasy Bible (1865)
    La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.

    • Encoding: UTF-8
    • Direction: LTR
    • LCSH: Bible .Malagasy
    • Distribution Abbreviation: mg1865

    License

    Public Domain

    Source (OSIS)

    https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm

    history_1.0
    Initial version (2008.01.24)
    history_1.1.1
    Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
    history_1.1
    First full version, with notes and titles (2008.07.14)
    history_2.0
    (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
getBible.net Logo

Favourite Verse

You should select one of your favourite verses.

This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.

This is currently the active session key.

Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.

Psalms 39:

Sharing the Word of God with the world.
  • Share Text
    ...
  • Share Link