• Psalms 47
    • 2  Mitehafa tanana, ry firenena rehetra; mihobia ho an’ Andriamanitra.
    • 3 Fa Jehovah no avo indrindra ka tokony hatahorana; Mpanjaka lehibe ambonin’ ny tany rehetra Izy.
    • 4 Mandresy firenena maro Izy ho ambanintsika, ary firenen-tsamy hafa ho ambanin’ ny tongotsika.
    • 5 Mifidy ny lovantsika ho antsika Izy, dia ny voninahitr’ i Jakoba izay tiany. [Sela.]
    • 6 Efa niakatra tamin’ ny fihobiana Andriamanitra, Jehovah niakatra tamin’ ny fitsofana ny anjomara.
    • 7 Mankalazà an’ Andriamanitra, eny mankalazà; mankalazà ny Mpanjakantsika, eny, mankalazà.
    • 8 Fa Mpanjaka amin’ ny tany rehetra Andriamanitra; mahaiza mankalaza tsara ianareo.
    • 9 Andriamanitra manjaka amin’ ny firenen-tsamy hafa; Andriamanitra mipetraka eo ambonin’ ny seza fiandrianany masìna.
    • 10 Ny mpanapaka ny firenen-tsamy hafa miangona ho olon’ Andriamanitr’ i Abrahama; fa an’ Andriamanitra ny ampingan’ ny tany; Avo indrindra Izy.

  • World English Bible (web)
  • Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)

    2021-01-31

    Malagasy (mg)

    La Bible Malagache
    Malagasy Bible (1865)
    La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.

    • Encoding: UTF-8
    • Direction: LTR
    • LCSH: Bible .Malagasy
    • Distribution Abbreviation: mg1865

    License

    Public Domain

    Source (OSIS)

    https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm

    history_1.0
    Initial version (2008.01.24)
    history_1.1.1
    Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
    history_1.1
    First full version, with notes and titles (2008.07.14)
    history_2.0
    (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
getBible.net Logo

Favourite Verse

You should select one of your favourite verses.

This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.

This is currently the active session key.

Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.

Psalms 47:

Sharing the Word of God with the world.
  • Share Text
    ...
  • Share Link