• Psalms 56
    • 2  Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô, fa misafoaka manenjika ahy ny olona; miady amiko mandrakariva izy ka mampahory ahy.
    • 3 Misafoaka manenjika mandrakariva ny mpampahory ahy; maro tokoa no mirehareha miady amiko.
    • 4 Amin’ ny andro atahorako no itokiako Anao.
    • 5 Andriamanitra no iderako ny teniny; Andriamanitra no itokiako, ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon’ ny nofo amiko?
    • 6 Manimba ny raharahako mandra-kariva ireny; ny heviny rehetra dia ny hanisy ratsy ahy ihany.
    • 7 Miangona izy, miery izy, mitsongo-dia ahy izy, satria mikendry ny aiko.
    • 8 Amin’ izany faharatsiany izany moa hisy hahafahany va? Aripaho amin’ ny fahatezeranao ny firenena. Andriamanitra ô.
    • 9 Manisa ny firenireneko Hianao; ataovy ao an-tavoahanginao ny ranomasoko; tsy eo amin’ ny bokinao va ireny?
    • 10 Amin’ izay dia hiamboho ny fahavaloko amin’ ny andro hiantsoako Anao; izao dia fantatro, fa momba ahy Andriamanitra.
    • 11 Andriamanitra no iderako ny teniny; Jehovah no iderako ny teniny.
    • 12 Andriamanitra no itokiako; ka tsy mba hatahotra aho; inona no hataon’ ny olona amiko?
    • 13 Nivoady taminao aho, Andriamanitra ô, dia hanatitra fanati-pisaorana ho Anao.
    • 14 Fa efa nanafaka ny fanahiko tamin’ ny fahafatesana Hianao; eny, nanafaka ny tongotro Hianao mba tsy ho solafaka. Handehanako eo anatrehan’ Andriamanitra amin’ ny fahazavan’ ny velona.

  • World English Bible (web)
  • Baiboly Malagasy (1865) (mg1865 - 2)

    2021-01-31

    Malagasy (mg)

    La Bible Malagache
    Malagasy Bible (1865)
    La première Bible malgache a été éditée en 1835, traduite par le missionnaire britannique David Griffith de la London Missionary Society. Elle a subi sa toute première correction entre 1865 et 1866.

    • Encoding: UTF-8
    • Direction: LTR
    • LCSH: Bible .Malagasy
    • Distribution Abbreviation: mg1865

    License

    Public Domain

    Source (OSIS)

    https://nybaiboly.net/BibleFrancoMalgache.htm

    history_1.0
    Initial version (2008.01.24)
    history_1.1.1
    Updated conf and renamed to language code appropriate naming scheme
    history_1.1
    First full version, with notes and titles (2008.07.14)
    history_2.0
    (2021-01-31) Rebuilt with av11n from improved source text (2020-01-27)
getBible.net Logo

Favourite Verse

You should select one of your favourite verses.

This verse in combination with your session key will be used to authenticate you in the future.

This is currently the active session key.

Should you have another session key from a previous session.
You can add it here to load your previous session.

Psalms 56:

Sharing the Word of God with the world.
  • Share Text
    ...
  • Share Link